| Entry (1/2) | 1 atsimo atsinanana | 
| Elementary words | 2 atsimo, 3 atsinanana | 
| Part of speech | 4 locution | 
| Examples | 5   Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy
[2.366#9] 6 Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508#274] | 
| Vocabulary | 7 Space | 
| Entry (2/2) | 8 Atsimo Atsinanana | 
| Elementary words | 9 atsimo, 10 atsinanana | 
| Part of speech | 11 name (toponym) [Full list] | 
| Explanations in Malagasy | 12   faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa [3.1] | 
| Vocabulary | 13 Politique | 
| Hyperonym | 
 | 
| Co-hyponyms | 
 | 
| Tables and plates | 36   The twenty-two regions | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrams | 37 Atsimo Atsinanana, atsimo atsinanana | 
| Updated on 2025/10/18 |   |